Razamba sy ny Tariny

Razamba sy ny Tariny

Regular price
$28.00
Sale price
$28.00
Regular price
$43.00
Sold out
Unit price
per 
Shipping calculated at checkout.

Manaraka ny moronÕiny renirano iny ny lalana nizoran-dry lerony. Hitany teny rehetra teny ny faharav‡na sy fahasimb‡na nateraky ny orana. Iry misy trano nirodana, itsy misy tanim-boly sy vala-parihy dibo-drano, iroa misy hazo nidaraboka, ito misy fefy simba. Tena mba nanimba zavatra kosa ny andonÕny lanitra taminÕity indray mitoraka ity. Sady variana no nitebiteby ireto namantsika handia lˆlana.
ÒFa orana io sa asidra e? Ary mba lasa aiza daholo, bainÕa, ny pokona tao an-tanˆna a?Ó Manomboka mikorapaka i Loks.
ÒEfa lasa aninkeo maraina daholo rizareo. Henoko ny sefo-fokotany niantso ny olona ka nandamina ny fiondranana ho any Ambohitrambinina.Ó
ÒAry fa maninona isika no tsy nandeha niaraka taminy?Ó
ÒTsy nantsoin-drizareo isika.Ó Hoy ny vali-teninÕi Razambˆ. Vali-teny maina.